msh_2co_text_udb/08/08.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 8 Tsy miresaky gnan'io manahaky gny lily aho. Fa koa, miresaky gnan'io aho amin'ny fitsapa gny fahamarignan'ny fitiavanareo amin'ny fampitaha gnan'io amin'ny zotom-pon'y olo hafa. \v 9 Fotony hainareo gny fahasoavan'ny Tompontsika Jesosy Kristy. Ka ndra nanan-draha aza ie, la lasa mahantra nareo, koa amin'ny alalan'ny fahatra ro mety ahazoanareo hanagna.