msh_2co_text_udb/08/06.txt

1 line
557 B
Plaintext

\v 6 Ka nampirisiky gnan'i Titosy rahay , zay fa nanomboky gnan'io asa io mba hagnantateraky gny fahasoava eo aminareo. \v 7 Fa nareo koa la manan-draha amin'ny raha iaby, amin'ny finoa, amin'ny safa, amin'ny fahalala, amin'ny fahazotoa iaby, voho amin'ny fitiavanareo gnanay. Ka ataovo azo antoky mba hanan-draha amin'io asa fahasoava nareo.[ NY ULB voho gny UDB, miaraky amin'ireo dikan-teny maro hafa, la mivaky manahaky gnan'izao :" Ao amin'ny fitiavanao gnanay." Gny dikan-teny hafa la mivaky manahaky gnan'izao :" Sady ao amin'ny fitiavanay gnanareo"]