msh_2co_text_udb/07/13.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 13 Tamin'ny alalan'io ro namapahereza gnanay. Mandilatsy nohon'ny fampahereza zay fa anagnanay, nihoa-papa gny fifaliany nohon'ny fifalian'i Titosy, fotony gny fagnahiny la velombelo noho gny aminareo iaby. \v 14 Laha ohatsy ka nirehareha taminy gny momba gnanareo aho, la tsy mba afa-baraka aho. Mifanohitsy amin'io , reo raha iaby zay niresahinay taminareo la marina iaby, gny fireharehanay momba gnanareo tamin'i Titosy la voaporofo fa to.