msh_2co_text_udb/07/08.txt

1 line
616 B
Plaintext

\v 8 Ndra la nampalahelo gnanareo aza gny taratasiko, la tsy nampanegny gnahy io. Fa nanegny tamin'io aho lafa nahita fa nampalahelo gnanareo gny taratasiko. Fa nalahelo nandritsa gny fotoa fohy nareo. \v 9 Ankehitsiny la faly aho, tsy hoe fotony ory nareo, fa fotony gny alahelonareo ro nagnandesa gnanareo ho amin'ny fibebaha. Nareo la niaina gny fahoria ao amin-Dranagnahary, ka tsy nisy trobo gny nijalianareo ho gnanay. \v 10 Gny fahoria ao amin-Dranagnahary la manday amin'ny fibebaha gny mba hahatanteraky gny famonjea tsy misy fanegnena . Ndra la io aza, gny alahelon'izao tontolo zao, la manday fahafatesa.