msh_2co_text_udb/01/01.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 1 Paoly, apostoly raiky gnan'i Kristy tamin'ny sitrapon-Dranagnahary, voho Timoty rahalahintsika , ho gnan'ny fiangonan-Dranagnaharintsika zay ao amin'ny Korinto , sady ho gnan'ireo mpino manontolo manera gny faritsy Akaia. \v 2 Ho aminareo anie gny fahasoava voho gny fiadana bakamin'ny Ndranagnahary Raintsika voho Tompo Jesosy Kristy.