msh_2co_text_udb/11/24.txt

1 line
560 B
Plaintext

\v 24 Bakamin'ny alalan'ireo Jiosy ro nandraisako" kapoky efapolo latsaky raiky" Indimy. \v 25 Intelo aho ro nikapoha tamin'ny hazo. Ndraiky aho ro nitorahim-bato , Intelo aho ro va sambo. Nandany ray aly voho ndraiky haly voho raiky andro tegny an-dranomasina aho. \v 26 Nandeha matetiky aho, tamin'ny lozan'ny ony, tamin'ny lozan'ireo mpandroba, tamin'ny lozan'ny oloko manoka, tamin'ny lozan'ireo Jentilisa , tamin'ny loza tagny amin'ny tana, tamin'ny loza tagny agn'efitsy, tamin'ny loza tagny an-dranomasina, tamin'ny loza bakamin'ireo rahalahy sandoky.