1 line
317 B
Plaintext
1 line
317 B
Plaintext
\v 12 Niskatsy ho gnahy gny varavagna tamin'ny Tompo lafa avy tao amin'ny tanan-dehibe gnan'i Troasy nitory gny filazantsara gnan'i Kristy tagny. \v 13 Ndra la io aza , tsy nana fiadagnan-tsay aho, fotony tsy nahita gny rahalahiko Titosy tagny. Araky izany, nagnenga gnan-drozy aho ka nandeha nimpoly tagny Makedonia. |