1 line
465 B
Plaintext
1 line
465 B
Plaintext
\v 3 Nanotratsy aho manahaky gny nataoko mba tsy ho voaratran'ireo zay tokony nampazoto gnahy lafa avy tagny aminareo . Zaho la mana fahatokisa gny aminareo iaby fa gny fazotoako la fazotoa mitovy amin'ny gnanareo iaby. \v 4 fa nanoratsy ho gnanareo aho bakamin'ny fahoria bevata , miaraky amin'ny fangirifirian'ny fo, sady miaraky amin'ny ranomaso be. Tsy te ampalahelo gnanare aho. Fa koa, te hampahafantatsy gnanareo gny alalin'ny hatea zay anagnako ho gnanareo. |