\v 11 Ie la nahazo gnan'io fotony nare koa la magnampy gnanay amin'ny alalan'ny vavakareo . Sady maro bakeo ro hagnome fisaora amin'ny agnaranay noho gny tombom-pahasoava namea gnanay tamin'ny alalan'ireo vavaky gny maro.