\v 27 Fa tamin'ny asa mahery voho raha sarotsy aho, taminny haly tsy misy roro, tamin'ny hamosary voho hetaheta, tamin'ny fifadin-kany matetiky, tamin'ny nintsy voho tsy ampisikina. \v 28 Ankoatsy gny raha hafa, misy tsidry isan'andro amiko nohon'ny fagnahiko amin'ny fiangona iaby. \v 29 Ia ro malemy, ka tsy malemy aho? Ia ro manafintohy , ka tsy mirehitsy aho?