\v 7 Sady gny asa zay niteraky fahafatesa la voasoratsy teo agnabon'ny vato_ la avy tamim-boninahitsy bevata ka gny vahoakin'Israely la tsy afaky nibanjy gny tarehin'ny Mosesy. Io la noho gny voninahitsy gny tarehiny, gny voninahitsy zay nihavelo. \v 8 Ho voninahitsy bevata manao akory gny asa zay ataon'ny Fagnahy?