\v 30 Laha tsy maintsy mirehareha aho, la hirehareha momba gnan'izay maneho reo fahalemeko. \v 31 Lay Ndranagnahary voho Rain'i Tompo Jesosy, lay raiky zay dera mandrakizay , la mahay fa tsy mavandy aho!