\v 9 Tsy tiako zany gny hampihorohoro gnanareo amin'ny alalan'ny taratasiko. \v 10 Fa gny olo sasany niresaky hoe:" matotsy voho mahery gny taratasiny, nefa malemy ara-bata ie. tsy mendriky hojanjigny gny safany."