\v 8 Sady Ndranagnahary la afaky mampitombo gny fitahia ho gnanao, mba amin'ny raha iaby , la afaky hahazo zay ilanareo iaby mandrakariva nareo. Io ro misy la mba ahafahanareo magnatombo gny asa soa gnanareo. \v 9 Io la araky gny voasoratsy hoe:" Nizarany reo hanagnany ka nameny gnan'iregny ho gnan'ny mahantra. Maharitsy mandrakizay gny fahamarignany.