\v 16 Fa gnanin-Dranagnahary gny fisaora, zay nametraky gny tao am-pon'i Titosy gny fahamatora zay anagnako aminareo. \v 17 Fa ie tsy nagnenky avao gny antsontsika, fa tena matotsy gny amin'io avao koa. namonjy gnanao tamin'ny sitrapony manoka ie.