\v 13 Fa io asa io la tsy mba hagnamaiva gny hafa voho hagnavesatsy gnanareo. Fa koa, tokony hisy gny rariny. \v 14 Gny hanagnanareo amin'izao fotoa zao la hagnome gnan'izay ilan-drozy. Ka io koa la mba hagnomezan'ny hanagnan-drozy zay ilanareo. Sady mba agnomezan-drozy gny rariny \v 15 Araky zay fa voasoratsy hoe:" Lay raiky zay nana maro la tsy nana ambiny, sady lay raiky zay nana gny kely la tsy nana gny tsy ampy.