auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-25 07:08:44 +03:00 committed by root
parent 350f7bae0c
commit 8d553476cb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Fa koa, rahay la magnaporofo gny vatanay amin'ny asanay iaby , fa mpanompon-Dranagnahary rahay. Rahay ro mpanompony amin'ny fiareta bevata, fahoria, fahaterena, fahasarota, \v 5 reo kapoaky, fagnagadra, fikomia, amin'ny asa mahery, amin'ireo haly tsy misy torimaso, amin'ny hamosary, \v 6 amin'ny fahadiova fahalala na, fahareta, fahatsoram-po, amin'ny Fagnahy Masina, amin'ny tena fitiava. \v 7 Rahay ro mpanompony ao amin'ny safan'ny fahamarigna, ao amin'ny herin-Dranagnahary. Rahay la mana gny fiarovan'ny fahamarigna ho gnan'ny tagna havana voho havia.
\v 4 Fa koa, rahay la magnaporofo gny vatanay amin'ny asanay iaby , fa mpanompon-Dranagnahary rahay. Rahay ro mpanompony amin'ny fiareta bevata, fahoria, fahaterena, fahasarota, \v 5 reo kapoaky, fagnagadra, fikomia, amin'ny asa mahery, amin'ireo haly tsy misy torimaso, amin'ny hamosary, \v 6 amin'ny fahadiova fahalalana , fahareta, fahatsoram-po, amin'ny Fagnahy Masina, amin'ny tena fitiava. \v 7 Rahay ro mpanompony ao amin'ny safan'ny fahamarigna, ao amin'ny herin-Dranagnahary. Rahay la mana gny fiarovan'ny fahamarigna ho gnan'ny tagna havana voho havia.