auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-27 06:02:29 +03:00 committed by root
parent 7cc769063c
commit 7fad4d39a1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Gny fagnatanteraha gnan'io asa io fanompoa io la tsy vitan'ny hoe mahafeno gny raha ilan'ny mpino avao . Mitombo avao koa io amin'ny asa fagnomezampisaora gnan-Dranagnahary maro. \ 13 Fa noho gny fitsapa gnanareo zay voaporofo amin'io asa io, la hagome vononahitsy gnan-Dranagnahary koa nareo amin'ny fankatoava gny fibabohanareo amin'ny filazantsaran'i Kristy . La hagnome voninahitsy gnan-dranagnahary koa nareo amin'ny fahalalahan-tagnanareo amin'ny fag
\v 12 Gny fagnatanteraha gnan'io asa io fanompoa io la tsy vitan'ny hoe mahafeno gny raha ilan'ny mpino avao . Mitombo avao koa io amin'ny asa fagnomezampisaora gnan-Dranagnahary maro. \ 13 Fa noho gny fitsapa gnanareo zay voaporofo amin'io asa io, la hagome vononahitsy gnan-Dranagnahary koa nareo amin'ny fankatoava gny fibabohanareo amin'ny filazantsaran'i Kristy . La hagnome voninahitsy gnan-dranagnahary koa nareo amin'ny fahalalahan-tagnanareo amin'ny fagnomeza ho gnan-drozy voho gny olo iaby. \v 14 Magniry gnanao rozy, sady mivavaky ho gnanao rozy. Manao gnan