@ -0,0 +1 @@
\v 1 Miara-miasa aminy, rahay avao avao koa la mampirisiky gnanareo tsy handramby gny fahasoavan-Dranagnahary fahatany. \v 2 fa niresaky ie hoe:" Tamin'ny fotoa mety la nijanjy gnanareo Aho, sady tamin'ny andron'ny famonjea la nagnampy gnanareo Aho