auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-31 15:54:51 +03:00 committed by root
parent 6c88d74e99
commit 256b646d38
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Moa nanota va aho tamin'ny fanetren-tenako mba hisandratanareo ? Fa nitory gny filazantsaran-Dranagnahary maim
\v 7 Moa nanota va aho tamin'ny fanetren-tenako mba hisandratanareo ? Fa nitory gny filazantsaran-Dranagnahary maimaimpoana ho gnanareo aho. \v 8 Nandroba reo fiangona hafa aho tamin'ny alalan'ny fagnenkea fanohagna bakamin-drozy mba ahafahako manompo gnanareo. \v 9 Lafa niaraky taminareo aho voho nila fagnampia , la tsy nagnavesatsy na ia ia. Fa reo raha nilako la namean'ireo mpirahalahy zay avy bakagny Makedonia. Tamin'ny raha iaby la nitandry gny vatako tsy