auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-25 07:08:44 +03:00 committed by root
parent c568e6f034
commit 0d97116280
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Lafa avy tagny Makedonia rahay, tsy hanam-pitajanogna gny vatanay. Nohon'io, ory tamin'ny fomba iaby rahay nohon'ny fifandira tagny ivelany, voho gny tahotsy tao agnaty. \v 6 fa Ndranagnahary,
\v 5 Lafa avy tagny Makedonia rahay, tsy hanam-pitajanogna gny vatanay. Nohon'io, ory tamin'ny fomba iaby rahay nohon'ny fifandira tagny ivelany, voho gny tahotsy tao agnaty. \v 6 fa Ndranagnahary, zay mpampahery gny kivy, nampahery gnanay tamin'ny fahatongavan'i Titosy. \v 7 tsy tamin'ny alalan'ny fahatongava avao ro hampaherezan-Dranagnahary gnantsika. Fa tamin'ny fampahereza zay nirambesin'i Titosy bakaminareo. Miresaky gnantsika ie gny amin'ny haben'ny fitiavanareo, gny alahelonareo, voho gny fiahianareo