auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-03-25 07:08:44 +03:00 committed by root
parent cc4253d64d
commit 09a76f249a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Jereo gny vokatrin'ny habevatan'ny fikirizanareo tamin'ny fahoria ao amin-dranagnahary . Bevata tokoa gny haben'ny fikiriza tao aminareo mba hagnaporofoa fa tsy manan-tsiny nareo. Bevata tokoa gny habevatan'ny fahatezeranareo ,
\v 11 Jereo gny vokatrin'ny habevatan'ny fikirizanareo tamin'ny fahoria ao amin-dranagnahary . Bevata tokoa gny haben'ny fikiriza tao aminareo mba hagnaporofoa fa tsy manan-tsiny nareo. Bevata tokoa gny habevatan'ny fahatezeranareo , gny tahotrareo , gny alahelonareo, gny zotom-ponareo, voho gny fagnirianareo ahita gny fahamarigna zay tokony atao! Amin'ny raha iaby la nagnaporofo tamin'ny vatanareo nareo mba tsy meloky amin'io raharaha io. \v 12 Ndra la nanoratsy taminareo aza Aho, Zaho la tsy nanoratsy ho gnan'ireo mpanao raty, na ho gnan'ny raiky zay miharitsy g