msh_2co_text_udb/02/16.txt

1 line
456 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-06-05 09:59:21 +00:00
\v 16 Ho gnan'ny olo zay ho maty , io la hagnintsy bakamin'ny fahafatesa ho amin'ny fahafatesa. Ho gnan'ireo sasany zay nivonje , la hagnitsy bakamin'ny fiaigna ao amin'ny fiaigna. Ia ro mendriky amin'ireo raha reo? \v 17 Fa rahay la tsy mitovy amin'ireo olo maro zay mamarotsy gny safan-Dranagnahary mba ahazoa tombony. fa koa amin'ny fahadiovam-po, ro hiresahanay amin'i Kristy,fotony nalefa bakamin-Dranagnahary rahay , tao amin'ny fahitan-Dranagahary.