msh_2co_text_udb/01/15.txt

1 line
379 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-03-24 03:48:06 +00:00
\v 15 Fotony natoky gny momba gnan'io aho, la te ho agny aminareo aloha, mba hahafahanareo mahazo tombony amin'ny fitsidiha roe. \v 16 Niomana gny hamangy gnanareo lafa tegny amin'ny lalako ho agny Makedonia aho. sady bakeo la mbo nagniry hamangy gnanareo ndraiky aho tamin'ny liako bakagny Makedonia, sady gny mba hagnateranareo gnahy tegny amin'ny lalako ho agny Jodia bakeo.