msh_2co_text_udb/08/18.txt

1 line
341 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-03-27 02:28:00 +00:00
\v 18 Nalefanay ie niaraky tamin'ilay rahalahiny zay nidera teo agnivon'ny fiangona iaby noho gny asany zay mitory gny filazantsara. \v 19 Tsy io avao, fa ie avao koa la nitendren'ireo fiangona mba handeha hiaraky aminay handay gnan'izao asan'ny fahalalan-tagna zao. Io la ho gnan'ny voninahits'ie Tompo voho ho gnan'ny fagnirianay hagnampy.