msh_2co_text_udb/06/11.txt

1 line
305 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-03-25 04:08:44 +00:00
\v 11 Rahay la niresaky gny marina iaby taminareo , ry Korintiana, sady gny fonay la mivoha midagnadagna. \v 12 Gny fonareo la tsy nifehezinay , fa nareo ro mamehy reo hifetseham-ponareo manoka. \v 13 sady ho valiny ara-drainy-miresaky aminareo manahaky gny amin'ny zaza aho-voay hidagnadagna gny fonareo.