msh_2co_text_udb/03/12.txt

1 line
255 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-03-25 03:33:36 +00:00
\v 12 Fotony mana toky manahaky gnan'io tsika, la sahy tokoa. \v 13 Tsika la tsy manahaky gnan'i Mosesy , zay nisaro gny tarehiny tamin'ny voaly , mba tsy hahafahan'ny vahoakin'Israely mijery gnazy mivanta amin'ny fiafaran'ny voninahitsy zay nandalo avao.