msh_2co_text_udb/03/04.txt

1 line
418 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-03-25 03:33:36 +00:00
\v 4 Sady io ro toky zay anagnantsika eo agnatrehan-Ndranagnahary amin'ny alalan'i Kristy. \v 5 Tsika la tsy mahefa amin'ny vatantsika mba handramby na ino ino zay bakamintsika. Fa koa , gny fahefantsika la bakamin-Dranagnahary. \v 6 Ndranagnahary ro nanao gnantsika mba ho mpanompon'ny fagnenkea vaovao. Io la fagnenkea tsy bakamin'ny soratsy fa gnan'ny Fagnahy. Fa gny soratsy mamono , sady gny Fagnahy magnome aina.