msh_2co_text_udb/06/11.txt

1 line
301 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-06-05 14:31:26 +00:00
\v 11 Rahay la niresaky gny to iaby taminareo , ry Korintiana, sady gny fonay la mivoha midagnadagna. \v 12 Gny fonareo la tsy nifehezinay , fa nareo ro mamehy reo hifetseham-ponareo manoka. \v 13 sady ho valiny ara-drariny-miresaky aminareo manahaky gny amin'ny aja aho-voay hidagnadagna gny fonareo.