msh_2co_text_udb/13/11.txt

1 line
230 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-04-01 07:58:01 +00:00
\v 11 Farany, ry rahalahy, mifalia! miasa ho amin'ny fameregna amin'ny laoniny, mahereza, mifagnenke gny kirakiraiky , miaina am-piadagna voho gny fiadagna la hiaraky aminareo. \v 12 Miafampiarahaba nareo amin'ny fagnoroha Masina.