msh_2ch_text_udb/10/15.txt

1 line
238 B
Plaintext

\v 15 Nohony zay la tsy nijanjigniny gny mpanjaka gny vahoaky fa zay la fagnova tami-gny reo tranga nandesin-Dranagnahary, mba ahafahan'i Yaveh magnatanteraky gny safany nivolagnin'i Ahia Silonita tamin'i Jeroboama gnanaky lahin'i Nebata.