msh_2ch_text_udb/15/01.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 1 Niavy tagnamin'i Azaria gnanaky lahin'i Odeda gny fagnahin-Dranagnahary. \v 2 Niboaky hitsena gnan'i Asa ie voho nanao tagnaminy hoe: " Njanjigno zaho, ry Asa, ndraiky Joda voho gny Benjamina iaby: Hitahy gnanareo Yaveh, laha miaraky agnaminy nareo. Laha mila gn'Azy nareo, la ho jerinareo Ie; fa laha mahafoy gnAzy nareo, la hofoiny.