msh_2ch_text_udb/29/20.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 20 Bakeo Hezekia mpanjaka nifoha maray voho namory gnany reo mpitariky gny tana; nandeha miakatsy tami-gny tragnon'i Yaveh tagny ie. \v 21 Nanday aomby lahy fito, aondrilahy fito, gnanak'aondry, fito, voho aosy lahy fito ho fagnatitsy nohony gny ota ho gnany gny fanjaka, ho gnany gny fitoera masy, voho ho gnan'i Joda rozy. Nibaiko gnany reo mpisoro, gny reo gnanaky lahin'i Arona ie, mba hagnatitsy gnany reo ami-gny alitaran'i Yaveh eo.