msh_2ch_text_udb/29/12.txt

1 line
586 B
Plaintext

\v 12 Bakeo la nitsanga gny reo Levita: la Mahata gnanaky lahin'i Amasay, ndraiky Joela gnanaky lahin'i Azaria, baka ami-gny olony reo Kohalita; voho gny reo olon'i Merary, Kisy gnanaky lahin'i Abdia, ndraiky Azaria gnanaky lahin'i Jehalalila, voho gny reo Gersonita, Joa gnanaky lahin'i Zima, voho Edena gnanaky lahin'i Joa, \v 13 baka ami-gny reo gnanaky lahin'i Elizofana, Simry ndraiky Jeiela, voho baka agnaminy reo gnanaky lahin'i Zakaria voho Matania; \v 14 baka ami-gny gnanaky lahin'i Hemana, Johiela voho Simei; voho baka ami-gny gn'anaky lahin'i Jedotona, Semaia voho Oziela.