1 line
404 B
Plaintext
1 line
404 B
Plaintext
\v 4 Nanao raty tamason'i Yaveh io i Ahazia, manahaky gny nataony gny taranak'i Ahaba, fotony rozy ro mpinoro say tafarany gny nahafatezan-drainy, ho ami-gny faharavany. \v 5 Nagnaraky gny torohevitsin-drozy avao koa ie, nandeha niaraky tamin'i Jorama gnanaky lahin'i Ahaba, mpanjakan'Israely ie, mba hialy amin'i Hazaela, mpanjakan'i Syria, ta Ramota-gileada tagny. Nanery gnan'i Jarama gny reo Syriana. |