\v 16 Nalany tsy ho mpanjaka ampela avao koa Imaka, renibeny, fotony nanao sarin-draha mamparihy tami-gny baon'Aseraho ie. Nitipahin'i Asa gny sarin-draha mampariha, nitsahiny ho lemboky voho fipetraha agnabo tsy nala ta Israely tao. Ndra zay aza, antsiky fanoloran-tegna tanteraky gny feon'i Asa tami-gny androny iaby. Nandesiny tan-tragnon'i Yaveh tao gny reo rahany gny rainy ndraiky gny reo zavany manoka gnan'i Yaveh: volafoty ndraiky gny reo raha volamena. Tsy misy aly sasy zisiky gny faha folo limy amby tao nanjakan'i Asa. \v 18 Nandesiny tan-tragnon'i Yaveh gny reo rahany gny zavany manoka gnan'i Yaveh : volafoty ndraiky gny reo raha volamena. \v 19 Tsy nisy aly sasy zisiky gny faha folo limy amby tao nanjakan'i Asa.