msh_2ch_text_udb/29/25.txt

1 line
429 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-07-29 08:17:19 +00:00
\v 25 Napetrak'i Hezekia tami-gny tragnon'i Yaveh tao niaraky tami-gny kipantso, harpa, voho lokanga gny reo Levita, nalahatsiny araky gny baikon'i Davida, Gada, mpahitany gny mpanjaka, ndraiky Natana, mpagnambara hafatsy, fotony baka amin'i Yaveh tami-gny alalany reo mpagnambara hafatsiny gny baiko. \v 26 Nijoro miaraky tagnamin'ny reo raha magnenon'i Davida gny reo Levita, voho gny reo mpisoro miaraky tagnami-reo trompetra.