msh_2ch_text_reg/05/01.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 1 Lafa vita gny asa iaby nataon'i Solomona ho gnany gny tragnon'i Yaveh, la nampilirin'i Solomona gny reo raha fa natokan'i Davida, rainy, ho gnany zay fikasa zay, agnisany zay gny volafoty, gny volamena, voho gny reo fanaky iaby__napetrakiny ami-gny fagnajaria an-tragnon-Dranagnahary ao reo.