1 line
683 B
Plaintext
1 line
683 B
Plaintext
\v 16 Fa lafa niha-natanjaky i Ozia, la nieboebo gny fony ka nanao gny tsy to ie, mivaliky tamin'i Yaveh, Ndranagnahariny ie, fotony nagnan-tragnon'i Yaveh mba hagnoro ditin-kazo magnitsy tami-gny alitara gny ditin-kazo magnitsy. \v 17 Azaria, mpisoro, la nilitsy nagnaraky gnazy, mbami-gny mpisoron'i Yaveh valo-polo, johary be herim-po. \v 18 Nanohitsy gnan'i Ozia, mpanjaka rozy, voho nisafa tagnaminy hoe: " Tsy anjaranao, ry Ozia, ro magnoro gny ditin-kazomagnitsy ho gnan'i Yaveh, fa gnany reo mpisoro, reo gnanaky lahin'i Arona, voamasy ro magnoro gny ditin-kazo magnitsy. Miboaka tami-gny fitoera masy tao, fa tsy natoky iha voho tsy homean'i Yaveh Ndranagnahary voninahitsy. |