msh_2ch_text_reg/11/02.txt

1 line
501 B
Plaintext

\v 2 Kanefa avy tamin'i Semaia gny joharin-Dranagnahary gny safan'i Yaveh, nanao hoe: " \v 3 Volagno i Rehoboama gnanaky lahin'i Solomona, mpanjakan'i Joda, ndraiky gny Israely iaby gnany Joda ndraiky Benjamina hoe: \v 4 ' Zao ro volagnin'i Yaveh: " Ka manafiky na mitariky ami-gny reo rahalahinareo nareo. Gn'olo iaby la tsy maintsy mimpoly ami-gny ipetrahany iaby agny, fa zaho reo fa nampitranga gnany zay."' Ka la nankato gny safan'i Yaveh rozy ka nimpoly tsy ho ami-gny fanafiha gnan'i Jeroboama.