msh_2ch_text_reg/30/07.txt

1 line
767 B
Plaintext

\v 7 Ao nareo tsy hitovy ami-gny razambenareo na gny rahalahinareo, nanota tamin'i Yaveh, Ndranagnahariny gny razamben-drozy, ka nandravany gnan-drozy, araky gny hitanareo. \v 8 Voho ka mahery loha, manahaky gnany reo razambenareo; fa koa, magnomeza vata ho gnan'i Yaveh nareo voho milira ami-gny fipetrahany masy ao, fa nihamasigniny zisiky amparany, voho manompoa gnan'i Yaveh Ndranagnaharinareo mba hiala agnaminareo gny fihetany gny nakiny. \v 9 Fa laha mimpoly amin'i Yaveh nareo, la ahita fagnaraham-po magnitriky gnany reo nanday gnan-drozy ho gadra gny rahalahinareo ndraiky gn'anakareo, ka himpoly ami-toy tany toy rozy. Fa Yaveh Ndranagnaharinareo, la mahari-po ndraiky mpamalo fo, voho tsy hagnetaky gny tarehiny agnaminareo, laha mimpoly agn'Aminy nareo."