msh_2ch_text_reg/30/06.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 6 Noho izay reo iraky la nandeha nanday gny taratasy bakamin'ny mpanjaka voho reo mpitariny nanera gnan'Israely voho Joda iaby, araky gny baikon'ny mpanjaka. Hoy rozy hoe: " Nareo vahoakan'Israely, mimpolia amin'i Yaveh, lay Ndranagnaharin'i Abrahama, Isaka voho Israely, mba himpoly amin'ny sisa tavela agnaminareo zay tafaboaky avy teo an-tanan'ireo mpanjakan'i Asyria.