msh_2ch_text_reg/08/11.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 11 Nandesin'i Solomona niboaky gny tanan'i Davida ho ami-gny tragno namboariny ho gnazy agny gn'anakampelan'i Farao, fa hoy ie hoe: " Tsy mahazo mipetraky an-tragnon'i Davida mpanjakan'Israely ao gny, fotony ndra ia ndra ia niaviany gny fiaran'i Yaveh la masy."