msh_2ch_text_reg/08/01.txt

1 line
230 B
Plaintext

\v 1 Lafa afaky gny roapolo tao, zisiky gny nangnambaran'i Solomona gny tragnon'i Yaveh ndraiky gny tragnony manoka, \v 2 La namboarin'i Solomona ndraiky gny reo tana namean'i Hirama gnazy, voho napetrany tao gny vahoakan'Israely.