auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2021-08-01 07:12:49 +03:00 committed by root
parent fd49382a21
commit 04e6c45c14
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Voho lafa hitan'i Atalia, resin'i Ahazia fa maty gnanany lahy, la nitsanga ie voho namono gnainy reo gnanak'andria iaby ami-gny taranak'i Joda tao. \v 11 Kanefa i Joseba, gnanaky lahiny gny mpanjaka nivinono. Napetrany tami-gny efitragno fatoria ie. Ndraiky gny mpiteza gnazy. Voho Joseba, gnanak'ampelan'i Jehorama mpanjaka, valin'i Jehoiada mpisoro ( fa anabavin'i Ahazia ie), nagnetaky gnazy tamin'i Atalia, mba tsy hamonoan'i Atalia gnazy. \v 12 Nindry niery tamin-drozy tan-tragnon-Dranagnahary tao tagnainy enin-tao ie, laha mbo i Atalia ro nanjaka tami-gny tany teo.
\v 10 Voho lafa hitan'i Atalia, resin'i Ahazia fa maty gnanany lahy, la nitsanga ie voho namono gnainy reo gnanak'andria iaby ami-gny taranak'i Joda tao. \v 11 Kanefa i Joseba, gnanaky lahiny gny mpanjaka, nangalaky gnan'i Joasy, anak'ampelan'i Ahazia, sady nangala gnazy teo amin'ireo anaky lahin'ny mpanjaka zay nivinono. Napetrany tami-gny efitragno fatoria ie. Ndraiky gny mpiteza gnazy. Voho Joseba, gnanak'ampelan'i Jehorama mpanjaka, valin'i Jehoiada mpisoro ( fa anabavin'i Ahazia ie), nagnetaky gnazy tamin'i Atalia, mba tsy hamonoan'i Atalia gnazy. \v 12 Nindry niery tamin-drozy tan-tragnon-Dranagnahary tao tagnainy enin-tao ie, laha mbo i Atalia ro nanjaka tami-gny tany teo.