msh_1sa_text_udb/11/09.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 9 Hoy rozy tamin'ireo iraky zay avy: ' Hilaza amin'ny olon'ny Jabesi-Gileada nareo hoe:' hamaray , amin'ny fotoa mampahamay gny masoandro , la ho voavonjy nareo." Ka nandeha reo iraky sady nilaza tamin'ny olon'i Jabesy, sady nazoto rozy. \v 10 La hoy gny olon'i Jabesy tamin'i Nahasy:' Hitolo-bata aminao rahay hamaray, la afaky ataonao aminay zay hitanao fa mety aminao."