msh_1sa_text_udb/23/05.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 5 La nagnagny Keila i Davida voho reo johariny sady nialy tamin'ireo Filistina. Nandesiny lavitsy reo biby fiompy sady namely gnan-drozy tamin'ny famonoa bevata ie. Ka voavonjin'i Davida gny olon'i Keila. \v 6 Lafa nandositsy tagny amin'i Davida tao Keila i abiatara anaky lahin'i Ahimeleka, la nizotso niaraky amin'ny efoda tegny an-tagnany ie.