msh_1sa_text_udb/23/07.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 7 Sady nambara tamin'i Saoly fa nagnagny Keila i Davida . Hoy Saoly;' Fa nomen-Dranagnahary gnahy ho eo am-pelatagnako ie. Ka voahily ao ie fotony tao amin'ny tana misy vavahady voho fefy." \v 8 Nampikaiky gny tafiny manontolo i saoly mba hialy, hizotso ho agny Keila, sady hanao fahirano gnan'i Davida voho reo johariny. \v 9 Sady hain'i Davida fa manao teti-draty hanohera gnazy i saoly. Sady hoy ie tamin'i Abiatara mpisoro hoe;' Andeso atoy gny efoda."