msh_1sa_text_udb/23/01.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 1 Sady hoy rozty tamin'i Davida :' Ingo mialy amin'i Keila gny Filistina sady mandroba reo famoloa." \v 2 Ka nivavaky tamin'i Yaveh Davida mba hagnampy gnzy ka nagnontany Gnazy hoe:" Tokony handeha hanafiky gnan'ireo Filistina reo va aho?" Sady hoy Yaveh tamin'i Davida:' Mandehana sady tafiho reo Filistina ka vonjeo i Keila."