msh_1sa_text_udb/20/08.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 8 Nohon'io la mifagnaraha soa amin'ny mpanomponao. Fa fa nanday gny mpanomponao ho amin'ny fagnenken'i Yaveh niaraky taminao iha. Nefa laha misy fahota amiko, la iha r hamono gnahy; ka nagnino aho ro andesinao agny amin'ny rainao?' \v 9 Hoy i Jonatana:' Sagnatria amiko anie io! Laha nahay aho fa nanapa-kevitsy gny hanao raty gnanao gny raiko la tsy hilaza aminao va aho?"